Teny iditra (1/2) | 1 vatomasina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Singan-teny | 3 vato, masina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Sehatra boribory sy avo, voafaritra amin' ny vato, natokana hikabarian' ny Andriamanjaka fahizay |
Teny iditra (2/2) | 5 Vatomasina |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Singan-teny | 7 vato, masina |
Voambolana | 8 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 9 vatomasina, Vatomasina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
![]() |