|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vezo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :

Teny iditra (2/3)4  vezo
Sokajin-teny  5  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  6  voiso [Taisaka] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)8  Vezo
Sokajin-teny  9  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  10  Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar [1.3#831]
12  nom d'une population de pêcheurs du sud-ouest de Madagascar (villes principales: Toliary, Morombe)
13  Sakalava vezo: les pêcheurs qui vivent sur le littoral [1.5]
Voambolana  14  Tantara: firenena
Anaran-toerana 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny Vezo io
Tsanganana sy sary iray takila  17  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  18  Vezo, vezo, zevo, Vezo, vezo, zevo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20