Teny iditra ambezo (vezo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay supplique, instance [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra ambezo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy voan-javatra natokana ho masomboly [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay semence [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Fitovian-keviteny ambeo ~ ambeko ~ ambio ~ ambioka ~ masomboly ~ tabiry

Teny iditra Ambezo (any, vezo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Famaritana frantsay nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin [Abinal 1888]

2017/07/06