|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  votso-droa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  votsotra, roa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona sendra fahavoazana roa sosona ka ny an-daniny tsy tanteraka, ny an-kilany nirava maina; samy tsy misy azo ireo zavatra roa efa noheverinanan antenaina
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] les deux lui ont échappé. Se disait des gens qui lâchent la proie pour l' ombre, qui perdent ce qu'ils avaient et n' obtiennent pas ce qu' ils convoitaient : tel le commerçant qui abandonne son commerce pour aller au loin et n' y rencontre que misère
Kamban-teny rehetra 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny votso-droa io

Teny iditra (2/2)8  Votso-droa
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Singan-teny  10  votso-droa
Voambolana  11  Haisoratra: boky
Mpanoratra  12  Rabetsimandranto Fidelis-Justin

Fivaditsoratra  13 votso-droa, Votso-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12