|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  x
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns. [3.1]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny abidia
Sary 
6 

Teny iditra (2/3)7  X
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  10  Marika romana izay milaza ny isa 10 [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny isa

Teny iditra (3/3)12  x
Sokajin-teny  13  anarana (eva)
Voambolana  14  Matematika: alijebra
Fanazavàna teny anglisy  15  Symbol denoting an unknown quantity in algebra [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  Representation d'une quantité inconnue en algèbre [3.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19