Teny iditra Zanaharitsimandry (zanahary, tsy, andry)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any Taniravo amy ny Mandiavato [Callet: Tantara, takila 203]

2014/01/24