Teny iditra aantsona (antsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miantsona, ajanona amin' ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafio-drivotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on arrête, qu’on fait accoster: Eto ny lakana aantsona (Accostez ici la pirogue) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aantsona, aantsoko, aantsonao, aantsony, aantsontsika, aantsonay, aantsonareo, aantson', aantson-, aantsom-, aantso-
Ny lasa : naantsona, naantsoko, naantsonao, naantsony, naantsontsika, naantsonay, naantsonareo, naantson', naantson-, naantsom-, naantso-
Ny hoavy : haantsona, haantsoko, haantsonao, haantsony, haantsontsika, haantsonay, haantsonareo, haantson', haantson-, haantsom-, haantso-
Filaza mandidy : aantsony
Tovy hevitra antsonina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14