Teny iditra | 1 aato |
Fototeny | 2 ato |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra [1.1] |
Ohatra |
5 haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 atoina |
Fivaditsoratra | 11 aato, aota, atao, Atoa, atoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |