Teny iditra ato
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] etsy [Rakotosaona 1972]
 Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato an-trano noho ny any ivelany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy here close at hand (not in sight); see mankàto [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay  [Taisaka] là (près) [Deschamps 1936]
 ici tout près, pas visible [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Tsy ato izy, hoy i Dada. [Andraina: Mitaraina, takila 209]
2Nofongorako hiala ato am-poko! [Rajaonarivelo: Bina, takila 30]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
ato
tato
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Fifanahafana  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra ato
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fiatoana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de s'arrêter [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 action de s'interrompre [Abinal 1888]
Sampanteny 

2015/02/23