Teny iditra | 1 aatoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hetsehina midina sy miakatra ny loha ho mari-panekena na fiantsoana: Tsy niteny izy fa ny lohany fotsiny no naatony |
Fototeny | 4 atoka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |