|
|
|
|

Teny iditra1  aatoka
Fototeny  2  atoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hetsehina midina sy miakatra ny loha ho mari-panekena na fiantsoana: Tsy niteny izy fa ny lohany fotsiny no naatony [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19