Teny iditra ababe (aba, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] rain'ny ray na reny niteraka, dadabe [Rakotosaona 1972]
   [Taifasy, Taisaka, Tanosy] raibe [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   [be, great] An ancestor, grandfather. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23