Teny iditra | 1 ababe |
Singan-teny | 2 aba, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
rain'ny ray na reny niteraka, dadabe 5 [1.78] [Taifasy, Taisaka, Tanosy] raibe |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [be, great] An ancestor, grandfather. (Prov.) |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |