Teny iditra ababy (baby)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Atao am-babena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy used of the person or thing carried on the back. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay A porter, qu'on met sur le dos [Abinal 1888]
Haiendriteny 
ababy
ababiko
ababinao
ababiny
ababintsika
ababinay
ababinareo
nababy
nababiko
nababinao
nababiny
nababintsika
nababinay
nababinareo
hababy
hababiko
hababinao
hababiny
hababintsika
hababinay
hababinareo
ababeo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31