Teny iditra abaka (baka)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan' ny tarehin-tsoratra V: Abakao ity hazo ity hanaova ho filesy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of anything to be made to diverge, as in baka. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Qu'on fait diverger, à faire diverger [Abinal 1888]
Endriteny 
abaka
abako
abakao
abany
abatsika
abakay
abakareo
nabaka
nabako
nabakao
nabany
nabatsika
nabakay
nabakareo
habaka
habako
habakao
habany
habatsika
habakay
habakareo
abakao

Teny iditra aka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay abaque [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Fifanahafana  hitsidika

2013/09/06