Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
mpamaritra
|
Famaritana malagasy | |
[Betsimisaraka]
mivelatra [Rakotosaona 1972]
|
| |
Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo)
¶ Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra ¶ Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [Richardson 1885]
|
Famaritana frantsay | |
divergent en forme de V [Abinal 1888]
|
Sampanteny | |
Fitovian-keviteny | |
|
Fifanoheran-keviteny | |
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
Teny nalaina | |
Fifanahafana | |
Bikan'ny tandrok'omby
|
Sary | |
|
|
Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
tenim-piontanana
|
Famaritana anglisy | |
an expletive used in certain provinces. [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana frantsay | |
[Tanala]
"tronc" de bananier ¶ parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [Beaujard 1998]
|
Famaritana frantsay | |
[Sakalava]
(de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V)
Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents.
C'est aussi le nom d'un
ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels.
[Boiteau: Végétaux]
|
Voambolana | |
|
Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana frantsay | |
(abréviation de bakalorea) baccal [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
|
Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana anglisy | |
[French bac] a ferry [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | |
[français bac] bac [Hallanger 1974]
|
| |
bateau de transbordement, bac [Rajaonarimanana 1995]
|
Sary | |
|
|
Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana malagasy | |
tavy [SLP: Voambolana]
|
Famaritana frantsay | |
récipient [SLP: Voambolana]
|
|
Teny iditra |
 |
baka
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana frantsay | |
[Tankarana]
détendu, désserré [David 1952 (takila B)]
|
|