Teny iditra | abakabaka (bakabaka (baka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Ohatra | Ny masonao no itiavako iny abakabaka iny / Sa ny masonao no tiako dia ny abakaba-manga! [Razakandraina: Asa izany] | |
Teny iditra | abakabaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fandikana anglisy | a species of moth. Abakabaka fuliginosa, Saalmüller 1884 [http://www.nhm.ac.uk] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Anarana siantifika | Abakabaka fuliginosa, Abakabaka phasiana | |
Teny iditra | Abakabaka
![]() | |
Sokajin-teny | anarana | |
Abakabaka fuliginosa : abakabaka Abakabaka phasiana : abakabaka | ||
Voambolana | Haibiby: antoko latina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/12/31 |
![]() |