Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
abara
(
bara
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy
Ampiasaina hatao tsivalana:
Nisy vatan-kazo lehibe nabarany ny vavahady
[
Rajemisa 1985
]
Endriteny
Ny ankehitriny
Ny lasa
Ny hoavy
Filaza mandidy
abara
abarako
abaranao
abarany
abarantsika
abaranay
abaranareo
abaran'
abaran-
abaram-
nabara
nabarako
nabaranao
nabarany
nabarantsika
nabaranay
nabaranareo
nabaran'
nabaran-
nabaram-
habara
habarako
habaranao
habarany
habarantsika
habaranay
habaranareo
habaran'
habaran-
habaram-
abarao
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31