Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
mpamaritra
|
Famaritana malagasy | |
Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [Rajemisa 1985]
|
Famaritana frantsay | |
ruiné, paumé [Rajaonarimanana 1995]
|
|
Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
Tsy lazaina
|
Famaritana malagasy | |
[Betsimisaraka]
mino [Rakotosaona 1972]
|
|
Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
mpamaritra
|
Famaritana malagasy | |
Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [Rajemisa 1985]
|
Famaritana frantsay | |
se dit de la voix sourde et de l'intelligence ¶ se dit du caméléon vaincu et encore furieux [Abinal 1888]
|
Fitovian-keviteny | |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
|
Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
Tsy lazaina
|
Famaritana malagasy | |
[Bara]
ho azy [Rakotosaona 1972]
|
|
Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana frantsay | |
barre qui sépare les mesures en musique [Abinal 1888]
|
Ny fihaviany | |
Frantsay: barre.
|
|
Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana frantsay | |
traverse, pièce mise en travers [Abinal 1888]
|
Sampanteny | |
Ny fihaviany | |
Frantsay: barre.
|
|
/m:txt-->
Teny iditra |
 |
bara
|
Sokajin-teny | |
anarana
|
Famaritana frantsay | |
[Sakalava]
Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra).
[Boiteau: Végétaux]
|
Voambolana | |
|
Teny iditra |
 |
Bara
|
Sokajin-teny | |
anaran-tsamirery (olona)
|
Famaritana malagasy | |
Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | |
a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [Richardson 1885]
|
Famaritana frantsay | |
population du centre sud de Madagascar ( [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
|
/m:web>
Voambolana | |
Kamban-teny, lohateny, anarana | |
|
Tsanganana sy sary iray takila | |
|
Teny nalaina | |
Habaka | |
Les Bara de Madagascar
|
|