Teny iditra | 1 abaribario |
Fototeny | 2 baribary |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana abaribary |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] |
Ohatra |
5 Amin' ny famintinanao ity tononkalo ity amin' ny andalana vitsivitsy dia abaribario tsara ny foto-kevitra tian' ny mpanoratra haseho. [2.285] |
Tsanganana sy sary iray takila |
6 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/09 |