|
|
|
|

Teny iditra1  abaribary
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sokafana tsara
Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be made clear or bright
5  [1.7] to be made public, to be made known
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] qu'on écarquille
7  [1.3] à écarquiller
8  [1.8] qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle
Ohatra  9  [2.470] Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery
10  [2.5] Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra.
11  [4.27] Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana.
Fototeny  12  baribary
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11