Teny iditra | 1 Abednego |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [2.996] Abednego |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.996] Abed-Nego |
Ohatra |
5 Nefa abednego, mbamin' i Sadraka sy Mesaka sakaizany, dia tsy mba nety nivavaka tamin' ny sariolona volamena natsangan' i Nebokadnezara teo amin' ny tany lemaka Dora, koa dia natsipy tao anatin' ny lafaoro nisy afo mirehitra izy telo lahy. [1.38] |
Voambolana |
6 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 7 Toko sy andininy momba Abednego |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |