Teny iditra abiaby (aby)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo] isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra) / Izao abiaby izao (Izao tontolo izao) [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny aby

2010/10/14