Teny iditra |
aby
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro, Tanosy]
Avy, rehetra [1.78]
|
| [Taisaka]
Rehetra [1.78]
|
| [Betsileo]
Isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [1.78]
|
| [Tandroy]
Manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [1.78]
|
| Teny fahita indrindra amin' ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin' ny hoe daholo, avokoa:
tonga aby ny mpianatra tao am-pianaranay androany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [1.2]
|
| [Provincial]
All [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra,
avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles)
[1.3]
|
| [Tankarana]
jiaby
[1.19]
|
| [Provincial]
Tous [1.8]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Aby
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | [2.996]
|
| Abi [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Abiyya [2.996]
|
Ohatra | Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin'i Zakaria.
[2.996]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
Lahatsoratra |
|