Teny iditra | abiaby (aby) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra) / Izao abiaby izao (Izao tontolo izao) [1.78] | |
Tovy hevitra | aby | |
Fivaditsoratra | abiaby, baibay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |