Teny iditra (1/4) | 1 abidý |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z. 4 Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory. 5 Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters [1.2] 7 The alphabet [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 Nom de l'alphabet malgache [1.3] 9 alphabet [1.66, 1.5] 10 L'alphabet [1.8] 11 (un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet [1.67] |
Fanazavàna teny italianina |
12 Alfabeto [1.18] |
Fanazavàna teny alemà |
13 Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet und damit auch unsere heutige Schrift. Zavatra alahatra araka ny abidỳ: etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC. [1.56] |
Ohatra |
14 Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117] 15 Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649] 16 Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 18 abede |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny abidia |
Sary |
|
Teny iditra (2/4) | 24 abidy |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 Vavy antitra [Betsimisaraka]
[1.78] 27 antibavy [Betsimisaraka] [1.147#A1] |
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny abidy io |
Teny iditra (3/4) | 29 abidy |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 andevo [Betsileo]
[1.78] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 33 abidy |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
35 A provincial name for a water-bird. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
36 Nom d'un oiseau aquatique. [Tankarana]
[1.19] |
Voambolana |
37 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 38 abidy, abidỳ, adiby, abidy, abidỳ, adiby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11 |