Teny iditra abily
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] andevo, mpanompo [Rakotosaona 1972]
 olon-dratsy, jiolahin' olona, karin' olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Provincial] A slave. Probably connected with vily, mivily, prov. Form of mividy, to buy. [Ar. abid, and iba'd. Heb. ebed.] [Richardson 1885]
  [Merina] a term of reproach in Imerina. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Endriteny 
abily
abiliko
abilinao
abiliny
abilintsika
abilinay
abilinareo
abilin'
abilin-
abilim-
Fitovian-keviteny adobo

2017/02/27