| Teny iditra | 1 miabily |
| Fototeny | 2 abily |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
5 Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra 6 Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 To be in a base condition. Almost obsolete.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 mamorery tena, 13 mandrorom-bintana, 14 maniva tena, 15 mavoin-tena, 16 miala-bara-tena, 17 miandevo fanahy, 18 mikororosy fahana, 19 mivarina, 20 tsy manome voninahi-tena, 21 tsy misaingy hajan-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|