Teny iditra abitsika (bitsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Lazaina malemilemy, tenenina moramora eo ampoto-tsofina: Inona no nabitsiny anao teo? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : abitsika, abitsiko, abitsikao, abitsiny, abitsitsika, abitsikay, abitsikareo, abitsik', abitsi-
Ny lasa : nabitsika, nabitsiko, nabitsikao, nabitsiny, nabitsitsika, nabitsikay, nabitsikareo, nabitsik', nabitsi-
Ny hoavy : habitsika, habitsiko, habitsikao, habitsiny, habitsitsika, habitsikay, habitsikareo, habitsik', habitsi-
Filaza mandidy : abitsiho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19