Teny iditra | bitsika | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [Richardson 1885] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | bitsika | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Kely dia kely, pitiny kely [Rajemisa 1985] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |