|
|
|
|

Teny iditra1  aboroaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroany tany amin' ny sofiny havanana ny lefona natsatony tao amin' ny sofiny havia
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of the instrument employed in making a hole
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] à faire sortir par
Fototeny  6  boroaka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  aborakao, aboroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21