Teny iditra | boroaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Loaka tanteraka hatrany ambadika, gorobaka. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Percé de part en part (bois, cartouche). [1.19] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | boroaña | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | aroboka, baoroka, boroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |