Teny iditra aboroaka (boroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroany tany amin' ny sofiny havanana ny lefona natsatony tao amin' ny sofiny havia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of the instrument employed in making a hole [1.2]
Fanazavàna teny frantsay à faire sortir par [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aboroaka, aboroako, aboroakao, aboroany, aboroatsika, aboroakay, aboroakareo, aboroak', aboroa-
Ny lasa : naboroaka, naboroako, naboroakao, naboroany, naboroatsika, naboroakay, naboroakareo, naboroak', naboroa-
Ny hoavy : haboroaka, haboroako, haboroakao, haboroany, haboroatsika, haboroakay, haboroakareo, haboroak', haboroa-
Filaza mandidy : aboroahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19