Teny iditra | 1 adaboboka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin' ny helo ireo anjely mpikomy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used of anything thrown or dashed down violently |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Qu'on jette en bas, qu'on précipite |
Fototeny | 6 daboboka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |