Teny iditra daboboka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fianjerana ka ny tena manontolo no indray miantonta mafy
¶ Fidabohana mafy aharenesana feo midoboka. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy See daboka, tonta, zera [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Chute lourde, violente [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/06/15