Teny iditra | adaboboka (daboboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin' ny helo ireo anjely mpikomy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of anything thrown or dashed down violently [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on jette en bas, qu'on précipite [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |