|
|
|
|

Teny iditra1  adalalahy
Singan-teny  2  adala, lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A clever fellow; anything very strong, and astonishing.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] énorme, excellent dans son genre, en bien ou en mal
Ohatra  6  Malain-kanasoa harem-bady ny adalalahy. [2.470#]
7  Saika ny aiko no niala, hoy ny adalalahy. [1.251#lasanialohalalana]
8  Ndrisika, hoy i Kadadra, sady mba nitsetra ny adalalahy, malahelo an'ialahy aho, ry Fandrava. [2.895#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07