Teny iditra | 1 adalo be ranomaso |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Le destin des pleurs |
Singan-teny | 5 adalo, be, ranomaso |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |