|
|
|
|

Teny iditra1  adalo be ranomaso
Singan-teny  2  adalo, be, ranomaso
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Le destin des pleurs

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01