|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  adanadana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of a door, box, cupboard, etc., opened wide
5  [1.7] to be opened wide
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#95] A ouvrir, qu'on ouvre
7  [1.8] qu'on ouvre en grand
Ohatra  8  [2.4] Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano.
9  [2.5] Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy.
Fototeny  10  danadana
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  adanadana
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3#2] [duplicatif diminutif]
Fototeny  19  adana
Sampanteny 
20  Matoantenin' ny mpanao :
21  Anarana :

Fivaditsoratra  22  adanadana, añadañada

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29