Teny iditra | 1 adedaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Atao miredaka, miredareda: Aza adedaka tahaka izao ny afo fa mandany kitay |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] A faire flamber |
Fototeny | 5 dedaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |