Teny iditra dedaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin' ny zavatra tsy fantany na tsy hainy akory aza; kevoka; be hajejoana: Dedaka erỳ ilay sakaiza nanao tsy an-kitana tamin' ny bisikileta [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the crackling of flames
¶ boasting, bragging, exulting [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Agitation, mouvement des flammes
¶ fig. fanfaron, vantard, qui a de l'ostentation [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra dedaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] Gaga [Rakotosaona 1972]

2013/09/09