Teny iditra adidina (adidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsinina, omena tsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2]
 To be blamed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on blâme [1.3, 1.8]
 Qu'on censure [1.3]
Ohatra noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adidina, adidiko, adidinao, adidiny, adidintsika, adidinay, adidinareo, adidin', adidin-, adidim-, adidi-
Ny lasa : nadidina, nadidiko, nadidinao, nadidiny, nadidintsika, nadidinay, nadidinareo, nadidin', nadidin-, nadidim-, nadidi-
Ny hoavy : hadidina, hadidiko, hadidinao, hadidiny, hadidintsika, hadidinay, hadidinareo, hadidin', hadidin-, hadidim-, hadidi-
Filaza mandidy : adidio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19