Teny iditra (1/3) | 1 adidy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana 4 henatra, andraikitra 5 Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany 6 Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. [1.1] 7 zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 responsibility; blame, censure [1.2, 1.7] 9 something for which one is held responsible. See andraikitra [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 devoir [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] 11 responsabilité [1.3, 1.8, 1.5] 12 blâme, censure [1.3, 1.8] |
Ohatra |
13 adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3] 14 adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3] 15 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] |
Voambolana |
16 Filôzôfia |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny adidy io |
Teny iditra (2/3) | 28 adidy |
Fototeny | 29 didy |
Sokajin-teny | 30 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
31 Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
32 used of that with which anything is cut [1.2#114] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny adidy io |
Teny iditra (3/3) | 39 adidy |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 fanambarana fa tanin'olona, kalo [Taisaka]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26 |