|
|
|
|

Teny iditra1  fiadidiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona itỳ faritany itỳ
Andraikitra, fiandraiketana: An' ny ray aman-dreny ny fiadidiana ny zanany raha mbola kely
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] responsibility, leadership, government
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] La responsabilité, le gouvernement
6  [1.8] responsabilité, gouvernement
Fototeny  7  adidy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11