Teny iditra adilahy
Singan-teny ady ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Dispute entre égaux our la supériorité [1.3]
Ohatra Miteraka adihevitra sy adilahy ny fehezan-dalàna tamin’ny 1992 isaky ny fifidianana. [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : adilahy, adilahiko, adilahinao, adilahiny, adilahintsika, adilahinay, adilahinareo, adilahin', adilahin-, adilahim-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09