|
|
|
|

Teny iditra1  adim-pamantaranandro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Heure [1.3]
Tovy hevitra  6  adiny
Singan-teny  7  ady, famantaranandro

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01