Teny iditra | 1 adim-pamantaranandro |
Singan-teny | 2 ady, famantaranandro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Heure |
Voambolana |
6 Fotoana |
Tovy hevitra | 7 adiny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |