|
|
|
|

Teny iditra1  adim-panahy
Sokajin-teny  2  anarana
Singan-teny  3  ady, fanahy
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Ohatra  5  [2.470] I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany.
6  [2.4] Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra.
7  [1.38] Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy.

Fivaditsoratra  8  adim-panahy, adimpanahy, hampiadian, hampiadina, mpianadahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10