Teny iditra | adingina (dingina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atsangana henjana mahitsy: Nadingin' ny alika ny rambony dia lasa izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to have more than, to be made to go beyond [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adingina, angidina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |